Manome lalana ny fampiasana kokizy avy amin'i Facebook amin'ity fitety ity? Mampiasa kokizy sy teknolojia mitovy aminy izahay mba hahafahana manolotra sy manatsara votoaty amin'ireo Vokatra Meta. Mampiasa azy ireo hanomezana traikefa azo antoka kokoa amin'ny alalan'ny fampiasana fampahalalana raisinay avy amin'ireo kokizy amin'ny sy ivelan'ny Facebook, ary hanomezana sy hanatsarana an'ireo Vokatra Meta ho an'ny olona manana kaonty iray ihany koa izahay.
Ianao no hifehy ny kokizy ara-tsafidy ampiasainay. Mamantara misimisy momba an'ireo kokizy sy ny fomba fampiasanay azy ireo, ary diniho na ovao amin'ny fotoana rehetra ao amin'ny Politika Fampiasana Kokizy ny safidinao. Momba an'ireo kokizy
Inona no atao hoe kokizy? Ny kokizy dia sombin-dahatsoratra kely izay ampiasaina hitehirizana sy handraisana singa famantarana amin'ny fitety tranonkala iray. Mampiasa kokizy sy teknolojia mitovy aminy izahay mba hanolorana an'ireo Vokatra Meta sy hahazoana ny dikan'ireo fampahalalana raisinay momba an'ireo mpampiasa, toy ny fihetsik'izy ireo amin'ireo tranonkala sy app hafa. Raha tsy manana kaonty ianao, dia tsy mampiasa kokizy hanokanana doka ho anao izahay, ary tsy hampiasaina afa-tsy ho an'ny fahalemana sy ny maha-iray tsy mivaky an'ireo Vokatray ny fihetsika raisinay. Fantaro bebe kokoa ao amin'ny Politika Fampiasana Kokizy ny momba an'ireo kokizy sy ireo teknolojia mitovy aminy ampiasainay.
Nahoana no mampiasa kokizy izahay? Ny kokizy dia manampy anay hanolotra sy hiaro ary hanatsara an'ireo Vokatra Meta, ohatra amin'ny alalan'ny fanokanana votoaty, fampifanentanana sy fandrefesana an'ireo doka ary fanolorana traikefa azo antoka kokoa. Na dia mety hiova tsindraindray arakaraka ny anatsaranay sy anavaozanay an'ireo Vokatra Meta aza ireo kokizy ampiasainay, dia mampiasa azy ireo ho an'ireto tanjona manaraka ireto kosa izahay:
Fantaro bebe kokoa ao amin'ny Politika Fampiasana Kokizy ny momba an'ireo kokizy sy ny fomba fampiasanay azy ireo.
Inona no atao hoe Vokatra Meta? Anisan'ireo Vokatra Meta ireo app Facebook sy Instagram ary Messenger, ary ireo fiasa, app, teknolojia, rindrambaiko na serivisy tsy ankanavaka atolotr'i Meta araka ny Politika Fitanan-tsiambaratelonay. Afaka mamantatra misimisy momba an'ireo Vokatra Meta ao amin'ny Politika Fitanan-tsiambaratelonay ianao.
Ireo safidy kokizinao Ianao no hifehy ny kokizy ara-tsafidy ampiasainay:
Afaka mandinika na manova an'ireo safidinao ao amin'ny tefy Kokizinao foana ianao. Kokizy avy amin'ireo orinasa hafa Mampiasa kokizy avy amin'ireo orinasa hafa izahay mba hampisehoana anao doka ivelan'ireo Vokatray sy hanolorana fiasa toy ny sarintany, taoraharaham-pandoavana ary horonantsary.
Ahoana no fampiasanay an'ireto kokizy ireto Mampiasa kokizy avy amin'ireo orinasa hafa amin'ny Vokatray izahay:
Raha manome lalana an'ireto kokizy ireto ianao
Raha tsy manome lalana an'ireto kokizy ireto ianao
Fomba hafa azonao ifehezana ny fampahalalanao
Tantano ao amin'ny Ivokaonty ny safidy doka aleonao Afaka mitantana ny traikefan-dokanao amin'ny alalan'ny fitsidihana an'ireto tefy manaraka ireto ianao. Safidy doka aleo Afaka mifidy ny hampisehoanay doka na tsia sy misafidy ny fampahalalana azo ampiasaina hampisehoana doka aminao ianao ao amin'ny safidy aleon'ny dokanao. Tefy doka Raha mampiseho aminao doka izahay dia mampiasa angondrakitra izay omen'ny mpanao doka na mpiray ombon'antoka anay mikasika ny fihetsikao ivelan'ireo Vokatr'ireo Orinasa Meta, anisan'izany ireo tranonkala sy app hampisehoana doka tsaratsara kokoa aminao. Afaka mifehy ny fampiasanay an'io angondrakitra io hampisehoana doka aminao ao amin'ny tefin'ny dokanao ianao.
Torohay bebe kokoa momba ny dokam-barotra an-jotra Azonao atao ny miala amin'ny fahitana doka ara-java-mahaliana an-jotra avy amin'i Meta sy ireo orinasa mandray anjara hafa amin'ny alalan'ny Digital Advertising Alliance ao Etazonia, ny Digital Advertising Alliance of Canada ao Kanadà na ny European Interactive Digital Advertising Alliance ao Eoropa, na amin'ny alalan'ny tefin'ny fitaovan-tserasera findainao, raha mampiasa Android, iOS 13 na kinovan'ny iOS voalohandohany ianao. Mariho azafady fa mety hitsabatsabaka amin'ireo fifehy ireo ireo fanakanan-doka sy fitaovan-doka izay mametra ny fampiasan-kokizinay. Amin'ny ankapobeny, ireo orinasan-dokambarotra miara-miasa aminay dia mampiasa kokizy sy haitao mitovy amin'io anatin'ny taoraharahan-dry zareo. Mba hamantarana misimisy momba ny fomba ampiasan'ireo mpanao doka kokizy amin'ny ankapobeny sy ny safidy atolotr'izy ireo, dia afaka mandinika an'ireto enti-mihetsika manaraka ireto ianao:
Fifehezana kokizy amin'ny alalan'ireo tefy fitety Mety hanolotra tefy ahafahanao misafidy hanefy kokizin'ny fitety na tsia sy hamafa azy ireo ny fitetinao na fitaovan-tseraseranao. Miovaova arakaraka ny fitety ireo fifehy ireo, ary mety hanova an'ireo tefy omen-dry zareo hositrahina sy ny fomba fiasan'izy ireo amin'ny fotoana rehetra ireo mpanamboatra. Manomboka amin'ny 5 Oktobra 2020, dia mety hahita fampahalalana fanampiny momba an'ireo fifehy atolotr'ireo fitety malaza amin'ireo rohy eo ambany ianao. Mety tsy handeha araka ny tokony ho izy ny fiasa sasany amin'ireo Vokatra Meta raha namono kokizin'ny fitety ianao. Fantaro azafady fa samy hafa ireo fifehy ireo sy ireo fifehy atolotr'i Facebook. |